2 Chronicles 36:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanaka sasany tao amin’ny tranon’NY TOMPO koa dia noentin’i Nebokadnezara ho any Babilona ka nataony tao amin’ny tempoliny tany Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’i Nabokodonozora ho any Babilôna ny fanaka sasany tao an-tranon’i Iaveh, ka nataony tao amin’ny tempoliny any Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanaka sasany tao an- tranon’ny TOMPO dia nentin’i Nebokadnetsara ho any Babilôna koa ka nataony tao amin’ny lapany tany Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanaka sasany tao an-tranon'i Jehovah dia nentin'i Nebokadnezara ho any Babylona koa ka nataony tao amin'ny tempoliny tany Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanaka sasany tao amin’ny tranon’NY TOMPO koa dia noentin’i Nebokadnezara ho any Babilona ka nataony tao amin’ny tempoliny tany Babilona.
malagasy
Ary ny fanaka sasany tao an-tranon'i Jehovah dia nentin'i Nebokadnezara ho any Babylona koa ka nataony tao amin'ny tempoliny tany Babylona.