2 Chronicles 36:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Valo amby folo taona i Joiakina raha nanomboka nanjaka ary telo volana sy hafoloana no nanjakany tany Jerosalema; ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valo taona i Joasina fony vao nanjaka, ary telo volana sy hafoloana no nanjakany tao Jerosalema. Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 18 taona i Jôiakîna, fony tonga mpanjaka; ary telo volana sy folo andro ihany no nanjakany tao Jerosalema, sady nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy.
Malagasy Bible 1865
Valo taona Joiakina, fony izy vao nanjaka, ary telo volana sy hafoloana no nanjakany tany Jerosalema; ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Valo amby folo taona i Joiakina raha nanomboka nanjaka ary telo volana sy hafoloana no nanjakany tany Jerosalema; ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy.
malagasy
Valo taona Joiakina, fony izy vao nanjaka, ary telo volana sy hafoloana no nanjakany tany Jerosalema; ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy. [Na: Valo ambin'ny folo, izahao 2 Mpan. xxiv. 8]