2 Chronicles 4:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nataony tamin’ny ankavanana ny koveta, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetrany teo amin’ny havanana, eo amin’ny atsinanana somary atsimo ilay ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay fitobian-drano goavana dia napetrany teo amin’ny lafiny havanana, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tavin-drano lehibe nataony tamin'ny ankavanana, dia teo amin'ny atsimo-atsinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nataony tamin’ny ankavanana ny koveta, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana.
malagasy
Ary ny tavin-drano lehibe nataony tamin'ny ankavanana, dia teo amin'ny atsimo-atsinana.[Heb. ranomasina]