2 Chronicles 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny koveta lehibe iray sy ny sarin’omby roa amby folo, ambaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny ranomasina, mbamin’ireo omby 12 tambaniny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy ilay fitobian-drano goavana mbamin’ny sarin’ombalahy 12 teo ambaniny,
Malagasy Bible 1865
ary ny tavin-drano lehibe iray sy ny sarin'omby roa ambin'ny folo; ambaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny koveta lehibe iray sy ny sarin’omby roa amby folo, ambaniny.
malagasy
ary ny tavin-drano lehibe iray sy ny sarin'omby roa ambin'ny folo; ambaniny. [Heb. ranomasina]