2 Chronicles 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivory ho any amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’ny Israely tamin’ny andro firavoravoana tamin’ny volana fahafito.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nivory teo amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’i Israely hanao ny fety, izay natao tamin’ny volana fahafito.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tafavory teo amin’ny mpanjaka ny vatan-dehilahy israelita rehetra nandritra ilay fety fanao amin’ny volana fahafito.
Malagasy Bible 1865
Dia nivory ho any amin'ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely tamin'ny andro firavoravoana tamin'ny volana fahafito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivory ho any amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’ny Israely tamin’ny andro firavoravoana tamin’ny volana fahafito.
malagasy
Dia nivory ho any amin'ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely tamin'ny andro firavoravoana tamin'ny volana fahafito.