2 Chronicles 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga koa ny loholon’ny Israely rehetra ka ny levita no nitondra ny vata misy ny Fanekena,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga ny loholon’i Israely rehetra, dia nentin’ny taranak’i Levì ny fiara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga avokoa ny loholon’i Israely, dia noraisin’ny mpisorona-levita ny Vatamasina
Malagasy Bible 1865
Ary tonga koa ny loholon'ny Isiraely rehetra, ka ny Levita no nitondra ny fiara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga koa ny loholon’ny Israely rehetra ka ny levita* no nitondra ny vata misy ny Fanekena*,
malagasy
Ary tonga koa ny loholon'ny Isiraely rehetra, ka ny Levita no nitondra ny fiara,