2 Chronicles 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lava ny bao ka hita ny lohany, raha eo amin’ny vata misy ny Fanekena eo anoloan’ny efitra anatiny, nefa tsy hita avy eny ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lava be ny bao, ka hita ny lohany, raha eo anoloan’ny fitoerana masina lavidavitry ny fiara, fa raha any ivelany no tsy tazana izy. Dia tao mandrak’androany ny fiara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lava ihany ireto bao ireto, ka mety hita ny lohany, raha tazanina avy eo amin’ny Toeramasina manoloana ny efitra anatiny, saingy tsy hita kosa avy any ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo bao ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary lava ny bao, ka hita ny lohany, raha eo amin'ny fiara eo anoloan'ny efitra matiny nefa tsy hita eny ivelany, ary mbola ao mandraka androany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lava ny bao ka hita ny lohany, raha eo amin’ny vata misy ny Fanekena eo anoloan’ny efitra anatiny, nefa tsy hita avy eny ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo.
malagasy
Ary lava ny bao, ka hita ny lohany, raha eo amin'ny fiara eo anoloan'ny efitra matiny nefa tsy hita eny ivelany, ary mbola ao mandraka androany izy.