2 Chronicles 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Solomona: Efa nilaza NY TOMPO fa hitoetra ao amin’ny haizim-pito Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia hoy i Salômôna: «Tian’i Iaveh ny mitoetra eo amin’ny haizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Salômôna: «TOMPO ô, efa nilaza Ianao fa honina ao anatin’ny haizim-pito.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Solomona: Jehovah efa nilaza fa hitoetra ao amin'ny aizim-pito Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Solomona: Efa nilaza NY TOMPO fa hitoetra ao amin’ny haizim-pito Izy.
malagasy
Dia hoy Solomona: Jehovah efa nilaza fa hitoetra ao amin'ny aizim-pito Izy.