2 Chronicles 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary napetrako tao ny vata misy ny Fanekena izay itoeran’ny faneken’NY TOMPO, ilay nataony tamin’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa napetrako tao ny fiara misy ny faneken’i Iaveh, dia ny fanekena nataon’i Iaveh tamin’ny zanak’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary napetrako tao ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanana nataon’ny TOMPO tamin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary napetrako tao ny fiara izay itoeran'ny faneken'i Jehovah, ilay nataony tamin'ny Zanak'isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary napetrako tao ny vata misy ny Fanekena* izay itoeran’ny faneken’NY TOMPO, ilay nataony tamin’ny Zanak’Israely.
malagasy
Ary napetrako tao ny fiara izay itoeran'ny faneken'i Jehovah, ilay nataony tamin'ny Zanak'isiraely.