2 Chronicles 6:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsangana teo anoloan’ny alitaran’NY TOMPO teo anatrehan’ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, i Solomona ka namelatra ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankeo anoloan’ny ôtelin’i Iaveh i Salômôna nanatrika ny fiangonan’i Israely rehetra, sady namelatra ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana teo anoloan’ny alitara n’ny TOMPO sady nanatrika ny Israelita rehetra tafangona i Salômôna, ka nanandra-tanana hivavaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona nitsangana teo anoloan'ny alitaran'i Jehovah teo anatrehan'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka namelatra ny tànany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsangana teo anoloan’ny alitaran’NY TOMPO teo anatrehan’ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, i Solomona ka namelatra ny tanany.
malagasy
Ary Solomona nitsangana teo anoloan'ny alitaran'i Jehovah teo anatrehan'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka namelatra ny tànany