2 Chronicles 6:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, RY TOMPO, Andriamanitry ny Israely ô, mifona aminao aho, aoka ho to anie ny teninao izay nolazainao tamin’i Davida mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka àry ho tanteraka, ry Iaveh Andriamanitr’i Israely, ny teny nataonao tamin’i Davida mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny àry, ry TOMPO Andriamanitr’i Israely ô, ho to anie ny fampanantenana voalazanao tamin’i Davida mpanomponao.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, mifona amina aho, aoka ho tò anie ny teninao, izay nolazainao tamin'i Davida mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, RY TOMPO, Andriamanitry ny Israely ô, mifona aminao aho, aoka ho to anie ny teninao izay nolazainao tamin’i Davida mpanomponao.
malagasy
Koa ankehitriny, ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, mifona amina aho, aoka ho tò anie ny teninao, izay nolazainao tamin'i Davida mpanomponao.