2 Chronicles 6:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa efa nanorina trano hitoeranao tokoa aho, dia toerana hitoeranao mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanao trano aho, ka ho fonenanao izy, ary toerana mba hitoeranao mandrakizay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa izaho efa nanorina trano hipetrahanao, dia toerana honenanao mandrakizay!»
Malagasy Bible 1865
Nefa izaho efa nanao trano hitoeranao tokoa, dia fitoerana hitoeranao mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa efa nanorina trano hitoeranao tokoa aho, dia toerana hitoeranao mandrakizay.
malagasy
Nefa izaho efa nanao trano hitoeranao tokoa, dia fitoerana hitoeranao mandrakizay.