2 Chronicles 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona manota amin’ny namany ary ampianianiny ka tonga hianiana eo anoloan’ny alitaranao amin’ity trano ity izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona manota amin’ny namany, ka asaina hanao fianianana izy, koa tonga mianiana eo anoloan’ny ôtelinao, eto amin’ity trano ity,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety hisy olona manota amin’ny namany, ka asaina manao fianianana ombàm-piozonana. Rehefa tonga hanao izany eto anoloan’ny alitaranao amin’ity tempoly ity izy,
Malagasy Bible 1865
Raha misy olona manota amin'ny namany, ary ampianianiny, ka tonga hianiana eo anoloan'ny alitaranao amin'ity trano ity izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona manota amin’ny namany ary ampianianiny ka tonga hianiana eo anoloan’ny alitaranao amin’ity trano ity izy,
malagasy
Raha misy olona manota amin'ny namany, ary ampianianiny, ka tonga hianiana eo anoloan'ny alitaranao amin'ity trano ity izy,