2 Chronicles 6:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mihainoa any an-danitra Ianao ka mamelà ny fahotan’ny Israely olonao ary ampodio amin’ny tany nomenao azy sy ny razany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia mihainoa azy Ianao any an-danitra, avelao ny fahotan’i Israely vahoakanao, ary ampodio amin’ny tany nomenao azy sy ny razany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mba mihainoa avy any an-danitra Ianao, Tompo ô, ka mamelà ny fahotan’i Israely vahoakanao, ary avereno aminy indray ny tany izay nomenao azy sy ny razany!
Malagasy Bible 1865
dia mihainoa any an-danitra, Hianao, ka mamelà ny fahotan'ny Isiraely olonao, ary ampodio amin'ny tany nomenao azy sy ny razany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mihainoa any an-danitra Ianao ka mamelà ny fahotan’ny Israely olonao ary ampodio amin’ny tany nomenao azy sy ny razany izy.
malagasy
dia mihainoa any an-danitra, Hianao, ka mamelà ny fahotan'ny Isiraely olonao, ary ampodio amin'ny tany nomenao azy sy ny razany izy.