2 Chronicles 6:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mihantona ny andro ka tsy misy ranonorana noho ny nanotan’ny olona Taminao, ary mivavaka manatrika ity toerana ity izy ka manaiky ny anaranao sady miala amin’ny fahotany satria ampahorinao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nony nihantona ny andro, fa tsy misy ranonorana, noho ny nanotany taminao, raha mivavaka eto amin’ity fitoerana ity izy sy manome voninahitra ny Anaranao, sady miala amin’ny fahotany satria nampahorinao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety koa hikatona ny lanitra ka tsy misy ny ranonorana noho ny nanotan’ny Israelita taminao. Rehefa mivavaka mitodika amin’ity toerana ity izy, ka midera ny anaranao sady miala amin’ny fahotany satria nampahorînao,
Malagasy Bible 1865
Raha mihantona ny andro, ka tsy misy ranonorana noho ny nanotan'ny olona taminao, ary mivavaka manatrika ity fitoerana ity izy ka manaiky ny anaranao sady miala amin'ny fahotany, satria ampahorinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mihantona ny andro ka tsy misy ranonorana noho ny nanotan’ny olona Taminao, ary mivavaka manatrika ity toerana ity izy ka manaiky ny anaranao sady miala amin’ny fahotany satria ampahorinao,
malagasy
Raha mihantona ny andro, ka tsy misy ranonorana noho ny nanotan'ny olona taminao, ary mivavaka manatrika ity fitoerana ity izy ka manaiky ny anaranao sady miala amin'ny fahotany, satria ampahorinao,