2 Chronicles 6:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mosary amin’ny tany, na areti-mandringana, na main’ny hafanana ny vary, na maty fotsy, na misy valala sy sompanga, na misy fahavalo manao fahirano azy ao amin’ny taniny, dia ao amin’ny tanànany, na inona fahoriana, na inona aretina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nony tonga amin’ny tany ny mosary, nony misy ny pesta, nony misy ny roly, ny niela, ny valala, ny hasila, nony ataon’ny fahavalo fahirano ao amin’ny taniny sy eo am-bavahadiny ny vahoakanao, na misy loza inona na misy aretina inona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety hisy mosary eto amin’ity tany ity na areti-mandringana, mety ho mainan’ny rivotra na ho maty fotsy ny vary, na koa hisy andiam-balala sy sompanga tonga; mety hisy fahavalo manao fahirano ny Israelita eto amin’ny taniny sy eto amin’ny tanànany, na koa hipoitra ny fahoriana aman’areti-mifindra isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
Raha misy mosary amin'ny tany, na areti-mandringana, na mainan'ny rivotra ny vary, na maty fotsy, na misy valala sy sompanga, na misy fahavalo manao fahirano azy ao amin'ny taniny, dia ao amin'ny tanànany, na inona fahoriana, na inona aretina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mosary amin’ny tany, na areti-mandringana, na main’ny hafanana ny vary, na maty fotsy, na misy valala sy sompanga, na misy fahavalo manao fahirano azy ao amin’ny taniny, dia ao amin’ny tanànany, na inona fahoriana, na inona aretina,
malagasy