2 Chronicles 6:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay vavaka rehetra sy fifonana rehetra ataon’olona na ny Israely olonao rehetra, izay samy mahalala ny fahoriany sy ny alahelony avy ka mamelatra ny tanany manatrika ity trano ity izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha misy olona iray, raha i Israely rehetra vahoakanao, manao vavaka amam-pifonana, ary samy mahalala ny fijaliany amam-pahoriany avy ny olona, ka mamelatra ny tanany manandrify ity trano ity,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ny olona iray na ny Israelita rehetra vahoakanao manandra-tanana mitodika amin’ity tempoly ity, ka samy manao vavaka amam-pifonana,
Malagasy Bible 1865
izay vavaka rehetra sy fifonana rehetra ataon'olona, na ny Isiraely olonao rehetra, izay samy mahalala ny fahoriany sy ny alahelony avy, ka mamelatra ny tànany manatrika ity trano ity izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay vavaka rehetra sy fifonana rehetra ataon’olona na ny Israely olonao rehetra, izay samy mahalala ny fahoriany sy ny alahelony avy ka mamelatra ny tanany manatrika ity trano ity izy,
malagasy
izay vavaka rehetra sy fifonana rehetra ataon'olona, na ny Isiraely olonao rehetra, izay samy mahalala ny fahoriany sy ny alahelony avy, ka mamelatra ny tànany manatrika ity trano ity izy,