2 Chronicles 6:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mihainoa any an-danitra fonenanao Ianao ka mamelà heloka, ary omeo araka ny alehany rehetra ny olona tsirairay, satria fantatrao ny fony, fa Ianao dia Ianao irery ihany no mahalala ny fon’ny zanak’olombelona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia mihainoa azy ianao any an-danitra amin’ny fitoeran’ny fonenanao, ka mamelà heloka; samy valio araka ny lalany rehetra avy izy, Ianao mahalala ny fony, fa Ianao irery no mahalala ny fon’ny zanak’olombelona rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mba mihainoa avy any an-danitra toeram-ponenanao Ianao, Tompo ô, ka mamelà heloka azy; ary araka ny sori-dalana rehetra nizorany anie no samy hamalianao azy avy, satria fantatrao ny fony; eny, Ianao dia Ianao irery ihany no mahalala ny fon’ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
dia mihainoa any an-danitra fonenanao Hianao, ka mamelà heloka, ka omeo ny olona araka ny alehany rehetra, fa fantatrao ny fony (fa Hianao dia Hianao irery ihany no mahalala ny fon'ny zanak'olombelona,)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mihainoa any an-danitra fonenanao Ianao ka mamelà heloka, ary omeo araka ny alehany rehetra ny olona tsirairay, satria fantatrao ny fony, fa Ianao dia Ianao irery ihany no mahalala ny fon’ny zanak’olombelona
malagasy