2 Chronicles 6:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha miainga hiady amin’ny fahavalony ny olonao, na ho aiza na ho aiza no hanirahanao azy ka mivavaka Aminao manandrify ity tanàna izay nofidinao ity sy ny trano izay naoriko ho an’ny anaranao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nony hivoaka hiady amin’ny fahavalo ny vahoakanao manaraka ny lalana andefasanao azy, raha mivavaka mitodika ity tanàna nofidinao ity sy ity trano nataoko ho an’ny Anaranao ity,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety hiainga hiady amim-pahavalo ny vahoakanao, na aiza na aiza hanirahanao azy; rehefa mivavaka aminao izy ka mitodika amin’ity tanàna voafidinao ity sy amin’ity tempoly naoriko ho voninahitrao ity,
Malagasy Bible 1865
Raha mivoaka hiady amin'ny fahavalony ny olonao, na ho aiza na ho aiza no hanirahanao azy, ka mivavaka aminao manandrify ity tanana izay nofidinao ity sy ny trano izay nataoko ho an'ny anaranao izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha miainga hiady amin’ny fahavalony ny olonao, na ho aiza na ho aiza no hanirahanao azy ka mivavaka Aminao manandrify ity tanàna izay nofidinao ity sy ny trano izay naoriko ho an’ny anaranao,
malagasy
Raha mivoaka hiady amin'ny fahavalony ny olonao, na ho aiza na ho aiza no hanirahanao azy, ka mivavaka aminao manandrify ity tanana izay nofidinao ity sy ny trano izay nataoko ho an'ny anaranao izy,