2 Chronicles 6:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manota aminao izy, fa tsy misy olombelona tsy manota, ka tezitra aminy Ianao ary manolotra azy eo anoloan’ny fahavalony ary entin’ny mpamabo ho babo any amin’ny tany lavitra na akaiky izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha avy izay hanotany aminao, fa tsy misy olombelona tsy manota, ka tezitra aminy Ianao, dia manolotra azy amin’ny fahavalony, ary ny mpandresy hitondra azy ho babo any an-tany lavitra na akaiky,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety hanota aminao ny Israelita fa tsy misy olombelona tsy manota, ka tezitra aminy Ianao ary manolotra azy amin’ny fahavalony; dia hoentin’ny mpamabo ho babo any an-tany lavitra na akaiky ireo.
Malagasy Bible 1865
Raha manota aminao izy (fa tsy misy olombelona tsy manota), ka tezitra aminy Hianao ary manolotra azy eo anoloan'ny fahavalony, ka dia entin'ny mpamabo ho babo any amin'ny tany na ho lavitra na ho akaiky izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manota aminao izy, fa tsy misy olombelona tsy manota, ka tezitra aminy Ianao ary manolotra azy eo anoloan’ny fahavalony ary entin’ny mpamabo ho babo any amin’ny tany lavitra na akaiky izy,
malagasy