2 Chronicles 6:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa mahatsiaro rehefa any amin’ny tany nitondrana azy ho babo ka mibebaka sy mifona Aminao any amin’ny tany izay nitondrana azy ho babo ary miteny hoe: Efa nanota izahay sady efa nanao meloka sy efa nanao izay ratsy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha mieritreritra ao am-pony izy nony mby any amin’ny tany nahababo azy, ka miverina aminao, sy manolotra fifonana aminao, any amin’ny tany nahababo azy, manao hoe: Nanota izahay, nanao ratsy izahay, nahavita heloka izahay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mieritreritra izy any amin’ny tany nitondrana azy ho babo any, dia hivalo sy hifona aminao manao hoe: ‹Efa nanota izahay sady efa nahavita heloka sy efa nanao ratsy›;
Malagasy Bible 1865
ary mahatsiaro any amin'ny tany nitondrana azy ho babo izy ka mibebaka sy mifona aminao any amin'ny tany izay nitondrana azy ho babo ary manao hoe: Efa nanota izahay sady efa nanao meloka sy efa nanao ratsy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa mahatsiaro rehefa any amin’ny tany nitondrana azy ho babo ka mibebaka sy mifona Aminao any amin’ny tany izay nitondrana azy ho babo ary miteny hoe: Efa nanota izahay sady efa nanao meloka sy efa nanao izay ratsy
malagasy