2 Chronicles 6:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka miverina Aminao amin’ny fony manontolo sy ny fanahiny manontolo izy ao amin’ny tany nitondrana azy ho babo, ary mivavaka manandrify ny taniny izay nomenao ny razany sy ny tanàna izay nofidinao ary ny trano izay naoriko ho an’ny anaranao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha miverina aminao amin’ny fony rehetra sy amin’ny fanahiny rehetra izy, any amin’ny tany nahababo azy, izay nitondrana azy babo, ka mivavaka aminao mitodika atỳ amin’ny tany nomenao ny razany, atỳ amin’ny tanàna nofidinao sy atỳ amin’ny trano nataoko ho an’ny Anaranao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hiverina aminao amin’ny fo sy fanahy manontolo izy ao amin’izany tany nitondrana azy ho babo izany sady mivavaka manandrify ny taniny izay nomenao ny razany ity sy amin’ity tanàna voafidinao ity ary amin’ity tempoly naoriko ho voninahitro ity,
Malagasy Bible 1865
ka dia miverina aminao amin'ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra izy ao amin'ny tany nitondrana azy ho babo ary mivavaka manandrify ny taniny izay nomenao ny razany sy ny tanàna izay nofidinao ary ny trano izay nataoko ho an'ny anaranao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka miverina Aminao amin’ny fony manontolo sy ny fanahiny manontolo izy ao amin’ny tany nitondrana azy ho babo, ary mivavaka manandrify ny taniny izay nomenao ny razany sy ny tanàna izay nofidinao ary ny trano izay naoriko ho an’ny anaranao,
malagasy