2 Chronicles 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, fa ny vavany no efa niteny tamin’i Davida raiko, ary ny tanany no nahatanteraka izany taminy, dia ilay hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitr’i Israely, fa ny vavany nilaza tamin’i Davida raiko, ary ny tanany nanatanteraka ilay nolazainy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo izy dia hoe: –Hisaorana anie ny TOMPO Andriamanitr’i Israely. Fa notontosainy tokoa ny zavatra nampanantenainy tamin’i Davida raiko hoe:
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, fa ny vavany efa niteny tamin'i Davida raiko, ary ny tànany no nahatanteraka izany taminy, dia ilay hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, fa ny vavany no efa niteny tamin’i Davida raiko, ary ny tanany no nahatanteraka izany taminy, dia ilay hoe:
malagasy
ka nanao hoe: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, fa ny vavany efa niteny tamin'i Davida raiko, ary ny tànany no nahatanteraka izany taminy, dia ilay hoe: