2 Chronicles 6:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny, Andriamanitro ô, mifona Aminao aho, aoka hihiratra ny masonao, ary aoka ny sofinao hihaino ny vavaka atao amin’ity toerana ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary ankehitriny, ry Andriamanitra ô, aoka hahiratan’ny masonao sy hohenoin’ny sofinao ny vavaka atao amin’ity fitoerana ity!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ankehitriny, Andriamanitro ô, enga anie ny masonao hijery ary enga anie ny sofinao hihaino ny vavaka atao aminao eto amin’ity toerana ity.
Malagasy Bible 1865
Ankehitriny, ry Andriamanitro ô, mifona aminao aho, aoka hihiratra ny masonao, an aoka ny sofinao hihaino ny vavaka atao amin'ity fitoerana ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny, Andriamanitro ô, mifona Aminao aho, aoka hihiratra ny masonao, ary aoka ny sofinao hihaino ny vavaka atao amin’ity toerana ity.
malagasy
Ankehitriny, ry Andriamanitro ô, mifona aminao aho, aoka hihiratra ny masonao, an aoka ny sofinao hihaino ny vavaka atao amin'ity fitoerana ity.