2 Chronicles 6:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
RY TOMPO Andriamanitra ô, aza lavinao ny Voahosotrao; tsarovy ny famindrampo nampanantenaina an’i Davida mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza atosi-bohon-tanana ny tavan’ny voahosotrao, ry Iaveh Andriamanitra ô, fa tsarovy ny fahasoavana nomena tamin’i Davida mpanomponao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitra ô, aza lavinao ny vavak’ity mpanjaka voahosotrao; tsarovy ny fitahiana nampanantenainao an’i Davida mpanomponao.»
Malagasy Bible 1865
Ry Jehovah Andriamanitra ô, aza lavinao ny voahosotrao; tsarovy ny famindram-po nampanantenaina an'i Davida mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
RY TOMPO Andriamanitra ô, aza lavinao ny Voahosotrao; tsarovy ny famindrampo nampanantenaina an’i Davida mpanomponao.
malagasy
Ry Jehovah Andriamanitra ô, aza lavinao ny voahosotrao; tsarovy ny famindram-po nampanantenaina an'i Davida mpanomponao.