2 Chronicles 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary efa tao am-pon’i Davida raiko ny hanorina trano ho an’ny anaran’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihevitra hanao trano ho an’ny Anaran’i Iaveh Andriamanitr’i Israely i Davida raiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa mby tao am-pon’i Davida raiko ny hanorina tempoly ho voninahitry ny TOMPO Andriamanitr’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary efa mby tao am-pon'i Davida raiko ny hanao trano ho an'ny anaran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary efa tao am-pon’i Davida raiko ny hanorina trano ho an’ny anaran’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely.
malagasy
Ary efa mby tao am-pon'i Davida raiko ny hanao trano ho an'ny anaran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.