2 Chronicles 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy NY TOMPO tamin’i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanorina trano ho an’ny anarako dia tsara izany fikasanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoy i Iaveh tamin’i Davida raiko: ‹Noho ianao nihevitra hanao trano ho an’ny Anarako, dia zavatra soa ny nanananao izany hevitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hoy ny TOMPO taminy: «Satria efa mby tao am-ponao ny fikasana hanorina tempoly ho voninahitro, dia tsara tokoa izany fikasanao izany.
Malagasy Bible 1865
Nefa hoy Jehovah tamin'i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an'ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy NY TOMPO tamin’i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanorina trano ho an’ny anarako dia tsara izany fikasanao izany.
malagasy
Nefa hoy Jehovah tamin'i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an'ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany.