2 Chronicles 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy ianao no hanorina ny Trano, fa ny zanakao izay haterakao, izy no hanorina ny trano ho an’ny anarako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ianao anefa no hanao ny trano, fa ny zanakao naloaky ny kibonao no hanao ny trano ho an’ny Anarako.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy ianao no hanorina izany fa ny zanakao lahy haterakao; izy no hanorina ny tempoly ho voninahitro.»
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy ianao no hanao ny trano, fa ny zanakao izay haterakao, izy no hanao ny trano ho an'ny anarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy ianao no hanorina ny Trano, fa ny zanakao izay haterakao, izy no hanorina ny trano ho an’ny anarako.
malagasy
Kanefa tsy ianao no hanao ny trano, fa ny zanakao izay haterakao, izy no hanao ny trano ho an'ny anarako.