2 Chronicles 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahatelo amby roapolo tamin’ny volana fahafito dia nampodiny ho any an-dainy avy ny olona, ary faly sy ravoravo izy noho ny soa nataon’NY TOMPO tamin’i Davida sy i Solomona ary ny Israely olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’ny andro faha-23n’ny volana fahafito, dia nampodin’i Salômôna ho any an-dainy avy ny vahoaka; samy faly sy ravoravo avokoa, noho ny soa nataon’i Iaveh tamin’i Davida, tamin’i Salômôna ary tamin’i Israely vahoakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony andro faha-23 tamin’ny volana fahafito dia nalefan’i Salômôna hody any an-tranony avy ny olona; ary faly sy ravoravo ireo noho ny soa nataon’ny TOMPO tamin’i Davida sy tamin’i Salômôna ary tamin’i Israely vahoakany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tamin'ny andro fahatelo amby roa-polo tamin'ny volana fahafito dia nampodiny ho Eny an-dainy avy ny olona, ary faly sy ravoravo izy noho ny soa nataon'i Jehovah tamin'i Davida sy Solomona ary ny Isiraely olony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahatelo amby roapolo tamin’ny volana fahafito dia nampodiny ho any an-dainy avy ny olona, ary faly sy ravoravo izy noho ny soa nataon’NY TOMPO tamin’i Davida sy i Solomona ary ny Israely olony.
malagasy