2 Chronicles 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no nahavitan’i Solomona ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’andriana, ary samy nataon’i Solomona lavorary avokoa izay rehetra efa nokasainy hatao tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy tao an-dapany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vitan’i Salômôna ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka, sady efany soa aman-tsara izay rehetra noheverin’ny sainy hatao tao amin’ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vitan’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka, sady samy nataony lavorary avokoa izay rehetra nokasainy hotontosaina tao an- tranon’ny TOMPO sy tao an-dapany,
Malagasy Bible 1865
Toy izany no nahavitan'i Solomona ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'andriana, ary samy nataon'i Solomona lavorary avokoa zay rehetra efa voaheviny hatao tao an-tranon'i Jehovah sy tao an-dapany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no nahavitan’i Solomona ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’andriana, ary samy nataon’i Solomona lavorary avokoa izay rehetra efa nokasainy hatao tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy tao an-dapany.
malagasy
[Ny valin'ny vavaka nataon'i Solomona] Toy izany no nahavitan'i Solomona ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'andriana, ary samy nataon'i Solomona lavorary avokoa zay rehetra efa voaheviny hatao tao an-tranon'i Jehovah sy tao an-dapany.