2 Chronicles 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony alina dia niseho tamin’i Solomona NY TOMPO ka niteny taminy hoe: Efa reko ny vavaka nataonao, ary efa nofidiko ho Ahy ity toerana ity ho trano fanolorana fanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niseho taminy i Iaveh nony alina, ka nanao taminy hoe: «Efa nohenoiko ny vavakao, ary efa nofidiko ho trano fanateran-tsorona ity fitoerana ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nisehon’i TOMPO indray i Salômôna nony alina, ka nilazany hoe: –Efa reko ny vavakao ary efa voafidiko ho trano fanateran- tsorona ho Ahy ity toerana ity.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niseho tamin'i Solomona nony alina ka nanao taminy hoe: Efa reko ny vavakao, ary efa nofidiko ho Ahy ity fitoerana ity ho trano fanateram-panatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony alina dia niseho tamin’i Solomona NY TOMPO ka niteny taminy hoe: Efa reko ny vavaka nataonao, ary efa nofidiko ho Ahy ity toerana ity ho trano fanolorana fanatitra.
malagasy
Ary Jehovah niseho tamin'i Solomona nony alina ka nanao taminy hoe: Efa reko ny vavakao, ary efa nofidiko ho Ahy ity fitoerana ity ho trano fanateram-panatitra.