2 Chronicles 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, raha mampihantona ny andro Aho ka tsy misy ranonorana latsaka, na asaiko mandany ny tany ny valala, na andefasako areti-mandringana ny oloko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nony hampihantona ny andro Aho ka tsy hisy ranonorana, nony asaiko handevona ny tany ny valala, na haniraka ny pesta ho ao amin’ny vahoakako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety hampikatona ny lanitra Aho ka tsy hisy ranonorana latsaka, mety hibaiko ny valala handrava ny tany Aho, na mety handefa areti-mandringana hamely ny vahoakako;
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, raha mampihantona ny andro Aho, ka tsy misy ranonorana latsaka, na asaiko mandany ny tany ny valala, na anaterako areti-mandringana ny oloko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, raha mampihantona ny andro Aho ka tsy misy ranonorana latsaka, na asaiko mandany ny tany ny valala, na andefasako areti-mandringana ny oloko,
malagasy
Koa, indro, raha mampihantona ny andro Aho, ka tsy misy ranonorana latsaka, na asaiko mandany ny tany ny valala, na anaterako areti-mandringana ny oloko,