2 Chronicles 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao dia hihiratra ny masoko, ary ny sofiko dia hihaino ny vavaka izay atao amin’ity toerana ity;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny dia hahiratan’ny masoko sy hohenoin’ny sofiko ny vavaka atao amin’ity fitoerana ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny no ijeren’ny masoko ary ihainoan’ny sofiko ny vavaka izay atao eto amin’ity toerana ity.
Malagasy Bible 1865
Ary izao dia hihiratra ny masoko, ary ny sofiko hihaino ny vavaka Izay atao amin'ity fitoerana ity;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao dia hihiratra ny masoko, ary ny sofiko dia hihaino ny vavaka izay atao amin’ity toerana ity;
malagasy
Ary izao dia hihiratra ny masoko, ary ny sofiko hihaino ny vavaka Izay atao amin'ity fitoerana ity;