2 Chronicles 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa efa nofidiko sy nohamasiniko ity trano ity mba hitoeran’ny anarako mandrakizay, ary ny masoko sy ny foko dia ho ao mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fidiko sy hamasiniko hatramin’izao ity trano ity, hitoeran’ny Anarako mandrakizay, ary ho eo mandrakariva ny masoko sy ny foko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, voafidiko sy natokako ity tempoly ity mba hitoeran’ny voninahitro mandrakizay; ka ho ao mandrakariva ny fiahiako anareo sy ny fitiavako anareo.
Malagasy Bible 1865
fa efa nofidiko sy nohamasiniko ity trano ity mba hitoeran'ny anarako mandrakizay, ary ny masoko sy ny foko ho ao mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa efa nofidiko sy nohamasiniko ity trano ity mba hitoeran’ny anarako mandrakizay, ary ny masoko sy ny foko dia ho ao mandrakariva.
malagasy
fa efa nofidiko sy nohamasiniko ity trano ity mba hitoeran'ny anarako mandrakizay, ary ny masoko sy ny foko ho ao mandrakariva.