2 Chronicles 7:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny aminao, raha mandeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan’i Davida rainao ianao ka hanatanteraka izay andidiako anao sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny aminao, raha mandeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan’i Davida rainao ianao, ka manaraka an’izay rehetra nandidiako anao, sy mitandrina ny lalàna amam-pitsipiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny aminao kosa, raha mizotra eo anatrehako tahaka ny nizoran’i Davida rainao ianao, ka manao araka izay andidiako anao sy mitandrina ny didiko amam-dalànako,
Malagasy Bible 1865
Ary ny aminao, raha handeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan'i Davida rainao ianao ka hanao araka izay andidiako anao sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny aminao, raha mandeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan’i Davida rainao ianao ka hanatanteraka izay andidiako anao sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,
malagasy
Ary ny aminao, raha handeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan'i Davida rainao ianao ka hanao araka izay andidiako anao sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,