2 Chronicles 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hampitoeriko ny sezafiandrianan’ny fanjakanao, araka ny fanekeko tamin’i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy ho mpitondra amin’ny Israely ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hataoko mafy orina ny seza fiandrianan’ny fanjakanao, araka ny efa nifanekeko tamin’i Davida rainao, nataoko hoe: Tsy ho lany taranaka hanjaka eo amin’i Israely ianao na oviana na oviana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hampaharitra ny sezafiandrianam-panjakanao Aho, araka ny fanekempihavanana nataoko tamin’i Davida rainao ka nilazako hoe: «Tsy ho diso taranaka handimby ianao mba hifehy an’i Israely.»
Malagasy Bible 1865
dia hampitoeriko ny seza fiandrianan'ny fanjakanao, araka ny fanekeko tamin'i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy ho mpanapaka amin'ny Isiraely ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hampitoeriko ny sezafiandrianan’ny fanjakanao, araka ny fanekeko tamin’i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy ho mpitondra amin’ny Israely ianao.
malagasy
dia hampitoeriko ny seza fiandrianan'ny fanjakanao, araka ny fanekeko tamin'i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy ho mpanapaka amin'ny Isiraely ianao.