2 Chronicles 7:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mivily kosa ianareo ka mahafoy ny didiko sy ny lalànako, izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamanitra hafa sy miankohoka eo anatrehany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mivily kosa ianareo, ka mahafoy ny didy aman-dalàko, izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamani-kafa, sy miankohoka eo anatrehan’ireny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa kosa raha mivily ianareo ka mandao ny lalàna sy ny didy izay napetrako teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anatrehany,
Malagasy Bible 1865
Fa raha mivily kosa ianareo ka mahafoy ny didiko sy ny lalako, izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamanikafa sy miankohoka eo anatrehany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mivily kosa ianareo ka mahafoy ny didiko sy ny lalànako, izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamanitra hafa sy miankohoka eo anatrehany,
malagasy
Fa raha mivily kosa ianareo ka mahafoy ny didiko sy ny lalako, izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamanikafa sy miankohoka eo anatrehany