2 Chronicles 7:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nahazo niditra tao amin’ny tranon’NY TOMPO ny mpisorona satria feno ny voninahitry NY TOMPO ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tsy afa-niditra tao an-tranon’i Iaveh ny mpisorona, fa feno ny voninahitr’i Iaveh ny tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy afa-niditra tao an- tranon’ny TOMPO ireo mpisorona, satria feno ny voninahitry ny TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona tsy nahazo niditra tao an-tranon'i Jehovah, satria feno ny voninahitr'i Jehovah ny tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nahazo niditra tao amin’ny tranon’NY TOMPO ny mpisorona satria feno ny voninahitry NY TOMPO ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
Ary ny mpisorona tsy nahazo niditra tao an-tranon'i Jehovah, satria feno ny voninahitr'i Jehovah ny tranony.