2 Chronicles 7:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia avo aza ity trano ity dia ho fitalanjonan’izay rehetra mandalo azy ka hatao hoe: Naninona re no dia nataon’NY TOMPO toy izao ity tany sy ity trano ity?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ity trano ity izay efa voasandratra avo erỳ, hanjary fitalanjonan’izay rehetra handalo azy, sy hataony hoe: Naninona re no dia nataon’i Iaveh toy izao ity tany sy ity trano ity?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia avobe aza ity tempoly ity, dia hivarahontsana izay rehetra mandalo azy ka hanontany hoe: «Nahoana no dia nataon’ny TOMPO toy izao ity tany ity sy ity tempoly ity?»
Malagasy Bible 1865
Ary na dia avo aza ity trano ity, dia ho fitalanjonan'izay rehetra mandalo azy ka hatao hoe: Naninona re no dia nataon'i Jehovah toy izao ity tany sy ity trano ity?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia avo aza ity trano ity dia ho fitalanjonan’izay rehetra mandalo azy ka hatao hoe: Naninona re no dia nataon’NY TOMPO toy izao ity tany sy ity trano ity?
malagasy
Ary na dia avo aza ity trano ity, dia ho fitalanjonan'izay rehetra mandalo azy ka hatao hoe: Naninona re no dia nataon'i Jehovah toy izao ity tany sy ity trano ity?Ary hisy hamaly hoe: Satria nahafoy an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta izy ka nikikitra tamin'andriamani-kafa sady niankohoka teo anatrehany sy nanompo azy, koa izany no nampidirany izao loza rehetra izao taminy.