2 Chronicles 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanolotra sorona teo anatrehan’i Iaveh ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia nanao sorona teo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan'i Jehovah.