2 Chronicles 7:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namono zavatra hatao fanatitra koa i Solomona mpanjaka, dia omby roa arivo sy roa alina, ondry aman’osy roa alina sy iray hetsy. Toy izany no nitokanan’ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omby 22.000, sy ondry 120.000, no novonoin’i Salômôna mpanjaka natao sorona. Toy izany no nanaovan’ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny fitokanana ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka omby 22 000 sy ondry aman’osy 120 000 no nataon’i Salômôna mpanjaka sorona. Toy izany no nitokanan’ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona mpanjaka namono zavatra hatao fanatitra, dia omby roa arivo amby roa alina sy ondry aman'osy roa alina amby iray hetsy. Toy izany no nitokanan'ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny tranon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namono zavatra hatao fanatitra koa i Solomona mpanjaka, dia omby roa arivo sy roa alina, ondry aman’osy roa alina sy iray hetsy. Toy izany no nitokanan’ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny tranon’Andriamanitra.
malagasy