2 Chronicles 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany i Solomona sy ny Israely rehetra teo aminy, izay fiangonana lehibe hatrany akaiky an’i Hamata ka hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta, dia nitandrina ny andro firavoravoana hafitoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hafitoana no nankalazan’i Salômôna ny fety tamin’izany, dia izy mbamin’i Israely rehetra, vahoaka zavon-tany hatrany amin’ny hadilalan’ny Emata ka hatrany amin’ny ranon-driakan’i Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fito andro no niarahan’i Salômôna nankalaza ny fetin’ny Tranotomboka tamin’ny Israelita rehetra izay tafangona marobe, tonga avy amin’ny lafy valo hatreo Lebô-Hamata ka hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany Solomona ny Isiraely rehetra izay teo aminy, dia nangonana lehibe hatrany akaikin'i Hamata ka hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta, dia nitandrina ny andro firavoravoana hafitoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany i Solomona sy ny Israely rehetra teo aminy, izay fiangonana lehibe hatrany akaiky an’i Hamata ka hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta, dia nitandrina ny andro firavoravoana hafitoana.
malagasy