2 Chronicles 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahavalo dia nanao fivoriana lehibe famaranana izy; fa hafitoana no nitandremany ny fitokanana ny alitara, ary hafitoana koa ny andro firavoravoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tamin’ny andro fahavalo, dia nanao ny fivoriana famaranana ny fety izy, fa hafitoana no nanaovany ny fitokanana ny ôtely, ary hafitoana no nanaovany ny fety.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro fahavalo no nanaovan’izy mianakavy fivoriana manetriketrika. Fito andro araka izany no nankalazany ny fitokanana ny alitara; ary fito andro hafa koa no nankalazany ny fetin’ny Tranotomboka.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahavalo dia nanao fara-fivoriana Izy; fa hafitoana no nitandremany ny fitokanana ny alitara, ary hafitoana koa ny andro firavoravoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahavalo dia nanao fivoriana lehibe famaranana izy; fa hafitoana no nitandremany ny fitokanana ny alitara, ary hafitoana koa ny andro firavoravoana.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahavalo dia nanao fara-fivoriana Izy; fa hafitoana no nitandremany ny fitokanana ny alitara, ary hafitoana koa ny andro firavoravoana.