2 Chronicles 8:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka ny roapolo taona nanaovan’i Solomona ny tranon’NY TOMPO sy ny lapa ho an’ny tenany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka ny roapolo taona, ka efa vitan’i Salômôna ny tranon’i Iaveh sy ny tranony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka ny roapolo taona nanorenan’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO sy ny lapa ho an’ny tenany,
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka ny roa-polo taona naonaovan'i Solomona ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'ny tenany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka ny roapolo taona nanaovan’i Solomona ny tranon’NY TOMPO sy ny lapa ho an’ny tenany
malagasy
[Ny amin'ny trano nataon'i Solomona sy ny nandaminay ny amin'ny fanatitra hatao ao amin'ny tempoly] Ary nony afaka ny roa-polo taona naonaovan'i Solomona ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'ny tenany,