2 Chronicles 8:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izay i Solomona dia nankany Eziona-Gebera sy Elota eo amoron’ny ranomasina any amin’ny tany Edoma,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Salômôna dia nankany Asiôngabera sy Ailata eo amoron’ny ranomasina, any amin’ny tanin’i Edôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Salômôna dia nankany Hetsiôny-Gebera sy Elôta eo amoron’ny Ranomasin’ny Volotara any amin’ny tany Edôma.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay Solomona dia nankany Ezion-gebera sy Elota eo amoron'ny ranomasina any amin'ny tany Edoma,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izay i Solomona dia nankany Eziona-Gebera sy Elota eo amoron’ny ranomasina any amin’ny tany Edoma,
malagasy
Ary tamin'izay Solomona dia nankany Ezion-gebera sy Elota eo amoron'ny ranomasina any amin'ny tany Edoma,ary ny mpanompon'i Hirama dia nampandehaniny hitondra sambo sy mpanompo izay mahay ranomasina; ary niara-nandeha tamin'ny mpanompon'i Solomona ho any Ofira ireo ka nahazo talenta volamena dimam-polo amby efa-jato tany izy, dia nentiny tany amin'i Solomona mpanjaka izany.