2 Chronicles 9:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanompon’i Hirama koa sy ny mpanompon’i Solomona, izay naka volamena avy tany Ofira, dia nitondra hazo almoga sy vatosoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo mpanompon’i Hirama sy ireo mpanompon’i Salômôna nitondra volamena avy any Ofira, dia nitondra hazo santala amam-bato soa kosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankoatra izany, ny tantsambon’i Hirama sy ny tantsambon’i Salômôna, izay naka volamena avy tany Ôfira, dia nitondra koa hazo sarobidy sy vatosoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanompon'i Hirama koa sy ny mpanompon'i Solomona, izay naka volamena avy tany Ofira, dia nitondra hazo almoga sy vato soa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanompon’i Hirama koa sy ny mpanompon’i Solomona, izay naka volamena avy tany Ofira, dia nitondra hazo almoga sy vatosoa.
malagasy
Ary ny mpanompon'i Hirama koa sy ny mpanompon'i Solomona, izay naka volamena avy tany Ofira, dia nitondra hazo almoga sy vato soa.