2 Chronicles 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny hazo almoga dia nataon’ny mpanjaka ambaratonga ho amin’ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’andriana ary nanamboarany lokanga sy valiha ho an’ny mpihira koa; tsy mbola nisy nahitana toy izany teo aloha tamin’ny tanin’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny hazo santala dia nanaovan’ny mpanjaka arofanina amin’ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka, ary harpa aman-dokanga ho an’ny mpihira. Tsy mbola nisy nahita hazo toy izany taloha, teo amin’ny tanin’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hazo sarobidy dia nanaovan’i Salômôna gorodona ho an’ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka ary koa nanamboarany lokanga sy valiha ho an’ny mpihira; ka tsy mbola nisy hita toy izany taloha teo amin’ny tamin’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny hazo almoga dia nataon'ny mpanjaka ambaratonga mankamin'ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'andriana ary nataony lokanga sy valiha ho an'ny mpihira koa; ary tsy mbola nisy hita toy izany teo aloha tamin'ny tanin'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny hazo almoga dia nataon’ny mpanjaka ambaratonga ho amin’ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’andriana ary nanamboarany lokanga sy valiha ho an’ny mpihira koa; tsy mbola nisy nahitana toy izany teo aloha tamin’ny tanin’ny Joda.
malagasy