2 Chronicles 9:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lanjan’ny volamena izay tonga tao amin’i Solomona isan-taona dia talenta volamena enina amby enimpolo sy eninjato,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lanjan’ny volamena tonga tao amin’i Salômôna amin’ny indray taona, dia talenta volamena 666,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lanjam-bolamena tonga tao amin’i Salômôna, tanatin’ny taona iray monja, dia nahatratra roapolo taonina,
Malagasy Bible 1865
Ary ny lanjan'ny volamena izay tonga tao amin'i Solomona isan-taona dia talenta volamena enina amby enim-polo amby enin-jato,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lanjan’ny volamena izay tonga tao amin’i Solomona isan-taona dia talenta* volamena enina amby enimpolo sy eninjato,
malagasy
[Ny varotra nataon'i Solomona mbamin'ny hareny sy ny voninahiny] Ary ny lanjan'ny volamena izay tonga tao amin'i Solomona isan-taona dia talenta volamena enina amby enim-polo amby enin-jato,