2 Chronicles 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy izay noentin’ny mpivarotra sy ny mpivaro-mandeha. Ary ny mpanjakan’i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany dia samy nitondra volamena sy volafotsy ho an’i Solomona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy izay nentin’ny mpivarotra amam-pandranto taminy; ny mpanjakan’i Arabia rehetra sy ny governoran’ny tany nitondra volamena amam-bolafotsy ho an’i Salômôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ankoatra ny haba nalainy tamin’ny mpandranto sy ny mpivarotra, ary koa ny volamena sy volafotsy nentin’ny mpanjakan’i Arabia rehetra mbamin’ireo governoran’ny tany ho an’i Salômôna.
Malagasy Bible 1865
afa-tsy izay nentin'ny mpivarotra sy ny mpandranto. Ary ny mpanjakan'i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany dia samy nitondra volamena sy volafotsy ho an'i Solomona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy izay noentin’ny mpivarotra sy ny mpivaro-mandeha. Ary ny mpanjakan’i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany dia samy nitondra volamena sy volafotsy ho an’i Solomona.
malagasy
afa-tsy izay nentin'ny mpivarotra sy ny mpandranto. Ary ny mpanjakan'i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany dia samy nitondra volamena sy volafotsy ho an'i Solomona.