2 Chronicles 9:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanamboatra sezafiandrianana vita amin’ny ivoara lehibe ny mpanjaka ka nopetahany takelaka volamena tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao seza fiandrianana ivoara lehibe ny mpanjaka ka nopetahany volamena madio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampamboatra sezafiandrianana lehibe koa izy, dia sezafiandrianana izay voaravaka ivoara sady nopetahana takela-bolamena madio.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nanao seza fiandrianana ivory lehibe, ka nopetahany takela-bolamena tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanamboatra sezafiandrianana vita amin’ny ivoara lehibe ny mpanjaka ka nopetahany takelaka volamena tsara.
malagasy
Ary ny mpanjaka nanao seza fiandrianana ivory lehibe, ka nopetahany takela-bolamena tsara.